<-
->

Nom / Fan 16:11 For which cause both thou and all thy company are gathered together against the Lord: and what is Aaron, that ye murmur against him? Ary noho izany ianao sy ny namanao rehetra dia tafangona hiodina amin' i Jehovah; fa Arona moa no inona, no imonomononanareo? Izany no hiraisanareo tetika hiodina amin' ny Tompo hianao sy ny tarikao rehetra? Ary Aarona moa no inona no izy no imonomononanareo? C' est donc contre Yahvé que vous vous êtes ligués, toi et ton groupe : qu' est donc Aaron, pour que vous murmuriez contre lui ? "