<-
->

Nom / Fan 16:3 And they gathered themselves together against Moses and against Aaron, and said unto them, Ye take too much upon you, seeing all the congregation are holy, every one of them, and the Lord is among them: wherefore then lift ye up yourselves above the congregation of the Lord? koa niangona hiodina amin' i Mosesy sy Arona ireo ka nanao taminy hoe: Aoka izay ianareo! fa masina avokoa ny fiangonana rehetra, sady Jehovah no eo aminy; koa nahoana no dia manandra-tena ho ambonin' ny fiangonan' i Jehovah ianareo? Nivory hiodina amin' i Moizy sy Aarona izy ireo, ka nanao taminy hoe: Aoka izay, fa masina avokoa ny fiangonana rehetra, ny olon-drehetra, ary eo afovoan' izy ireo Iaveh. Nahoana hianareo no manandra-tena ho ambonin' ny fiangonan' ny Tompo? Ils s' attroupèrent alors contre Moïse et Aaron en leur disant : " Vous passez la mesure ! C' est toute la communauté, ce sont tous ses membres qui sont consacrés, et Yahvé est au milieu d' eux. Pourquoi vous élevez-vous au-dessus de la communauté de Yahvé ? "