<-
->

Nom / Fan 16:34 And all Israel that were round about them fled at the cry of them: for they said, Lest the earth swallow us up also. Ary ny Isiraely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: Andrao hitelina antsika koa ny tany. Nandositra Israely rehetra nanodidina azy ireo, noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: Ndrao dia hatelin' ny tany koa isika. A leurs cris, tous les Israélites qui se trouvaient autour d' eux s' enfuirent. Car ils se disaient : " Que la terre ne nous engloutisse pas ! "