<-
->

Nom / Fan 16:7 And put fire therein, and put incense in them before the Lord to morrow: and it shall be that the man whom the Lord doth choose, he shall be holy: ye take too much upon you, ye sons of Levi. dia asio afo eo anatiny ka asio ditin-kazo manitra eo aminy eo anatrehan' i Jehovah; ary ny lehilahy izay fidin' i Jehovah, dia izy no ho masina; fa aoka izay ianareo, ry taranak' i Levy! Rahampitso dia hasianareo afo ireo, ary zava-manitra no hataonareo eo amboniny, eo anatrehan' ny Tompo: izay hofidin' ny Tompo dia izay no masina. Ka aoka izay, ry zanak' i Levì. mettez-y du feu et, demain, déposez dessus de l' encens devant Yahvé. Celui que choisira Yahvé, c' est lui l' homme consacré. Vous passez la mesure, fils de Lévi ! ".