<-
->

Nom / Fan 17:25 Hoy Iaveh tamin' i Moizy: Avereno ho eo anoloan' ny vavolombelona ny tehin' i Aarona, hotehirizina ho famantarana ho an' ny zanaky ny fikomiana, mba hampitsaharanao ny fimonomononan' izy ireo eo anatrehako, mba tsy ho faty izy. Yahvé dit alors à Moïse : " Remets le rameau d' Aaron devant le Témoignage où il aura sa place rituelle, comme un signe pour ces rebelles. Il réduira à néant leurs murmures qui ne monteront plus jusqu'à moi, et eux ne mourront pas. "