<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 18:19 | All the heave offerings of the holy things, which the children of |
Ny fanatitra rehetra izay alaina avy amin' ny zava-masina aterin' ny Zanak' Isiraely ho an' i Jehovah dia efa nomeko anao sy ny zanakao-lahy ary ny zanakao-vavy ho anjara mandrakizay; dia fanekena mandrakizay asian-tsira eo anatrehan' i Jehovah izany ho aminao sy ny taranakao koa. | Izay rehetra voavaka avy amin' ny zavatra masina, izay avahan' ny zanak' Israely ho an' ny Tompo, dia omeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy miaraka aminao, ho lalàna mandrakizay, fanekena voasira mandrakizay eo anatrehan' ny Tompo izany, ho aminao sy ny taranakao miaraka aminao. | Tous les prélèvements que les |