<-
->

Nom / Fan 2:10 On the south side shall be the standard of the camp of Reuben according to their armies: and the captain of the children of Reuben shall be Elizur the son of Shedeur. Ary ny fanevan' ny tobin' i Robena no ho eo amin' ny lafiny atsimo, araka ny antokony; ary ny lohan' ny taranak' i Robena dia Elizora, zanak' Sedeora; Ny fanevan' ny tobin-dRobena no ho eo amin' ny lafiny atsimo; mbamin' ny antokony avy. Ny filohan' ny tarana-dRobena dia Elizora zanak' i Sedeora. Au sud, l'étendard du camp de Ruben, selon leurs unités. Prince des fils de Ruben : Éliçur, fils de Shédéur.