<-
->

Nom / Fan 2:16 All that were numbered in the camp of Reuben were an hundred thousand and fifty and one thousand and four hundred and fifty, throughout their armies. And they shall set forth in the second rank. Ny tontalin' izay nalamina teo amin' ny tobin' i Robena dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany. Ka dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy no totalin' ny eo amin' ny tobin-dRobena, araka ny lehilahy voaisa manaraka ny antokony avy. Ireo no ho laharana faharoa eny an-dàlana. Les recensés du camp de Ruben, selon leurs unités, sont en tout cent cinquante et un mille quatre cent cinquante. Ils lèveront le camp les seconds.