<-
->

Nom / Fan 2:24 All that were numbered of the camp of Ephraim were an hundred thousand and eight thousand and an hundred, throughout their armies. And they shall go forward in the third rank. Ny tontalin' izay nalamina teo amin' ny tobin' i Efraima dia zato amby valo arivo sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha fahatelony. Ka dia zato amby valo arivo sy iray hetsy no totalin' ny eo amin' ny tobin' i Efraima, araka ny lehilahy voaisa, manaraka ny antokony avy. Ireo no laharana fahatelo eny an-dàlana. Les recensés du camp d'Éphraïm, selon leurs unités, sont en tout cent huit mille cent. Ils lèveront le camp les troisièmes.