<-
->

Nom / Fan 20:1 Then came the children of Israel, even the whole congregation, into the desert of Zin in the first month: and the people abode in Kadesh; and Miriam died there, and was buried there. Ary tamin' ny volana voalohany tonga tao an-efitra Zina ny Zanak' Isiraely, dia ny fiangonana rehetra; ary nitoetra tao Kadesy ny olona. Ary maty tao Miriama ka nalevina tao. Tonga tao amin' ny efitra Sina, tamin' ny volana voalohany, ny zanak' Israely, dia ny fiangonana rehetra, ary tao Kadesy no nitoetra ny vahoaka. Tao no nahafatesan' i Maria sy nandevenana azy. Les Israélites, toute la communauté, arrivèrent le premier mois au désert de Çîn. Le peuple s'établit à Cadès. C' est là que Miryam mourut et qu' elle fut enterrée.