<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 20:10 | And |
Dia novorin' i Mosesy sy Arona teo anoloan' ny vatolampy ny fiangonana; ka dia hoy izy: Mihainoa, ry mpiodina: Moa amin' ity vatolampy ity va no hampivoahanay rano ho anareo? | Manaraka izany novorin' i Moizy sy Aarona teo anoloan' ny vatolampy ny fiangonana, ka hoy Moizy tamin' izy ireo: Mihainoa, ry mpiodina: hampivoaka rano ho anareo amin' ity vatolampy ity va izahay? |