<-
->

Nom / Fan 20:13 This is the water of Meribah; because the children of Israel strove with the Lord, and he was sanctified in them. Ity no ranon' i Meriba, izay nilan' ny Zanak' Isiraely ady tamin' i Jehovah, ka nisehoan' i Jehovah ho masina tamin' ny nataony taminy. Izany no ranon' i Meribà izay nilan' ny zanak' Israely ady tamin' ny Tompo, ka nanamasin-tena tamin' izy ireo izy. Ce sont là les eaux de Meriba, où les Israélites s' en prirent à Yahvé, et où il manifesta par elles sa sainteté.