<-
->

Nom / Fan 20:20 And he said, Thou shalt not go through. And Edom came out against him with much people, and with a strong hand. Fa hoy izy: Tsy mahazo mandalo atý ianao. Ary nivoaka hisakana azy ny Edomita nitondra vahoaka betsaka sady nanao tàna-mahery. Hoy ny navaliny: Tsy handalo hianao. Sady nivoaka hitsena azy Edoma, nombam-bahoaka be sy tafika mahery. Édom répondit : " Tu ne passeras pas ", et Édom marcha à sa rencontre en grand nombre et en grande force.