<-
->

Nom / Fan 20:24 Aaron shall be gathered unto his people: for he shall not enter into the land which I have given unto the children of Israel, because ye rebelled against my word at the water of Meribah. Arona hangonina any amin' ny razany; fa tsy hiditra any amin' ny tany izay nomeko ny Zanak' Isiraely izy, satria nandà ny teniko teo amin' ny ranon' i Meriba ianareo. Efa hakambana amin' ny razany Aarona, fa tsy hiditra any amin' ny tany omeko ny zanak' Israely izy, satria nandà ny teniko hianareo, tao amin' ny ranon' i Meribà. " Qu' Aaron soit réuni aux siens : car il ne doit pas entrer dans le pays que je donne aux Israélites, puisque vous avez été rebelles à ma voix, aux eaux de Meriba.