<-
->

Nom / Fan 22:12 And God said unto Balaam, Thou shalt not go with them; thou shalt not curse the people: for they are blessed. Ary hoy Andriamanitra tamin' i Balama: Aza mandeha miaraka aminy, na manozona izany firenena izany, fa voatahy izy. Fa hoy Andriamanitra tamin' i Balaama: Aza mandeha miaraka amin' ireo, ary aza manozona izany vahoaka izany, fa nohasoavina izy. Dieu dit à Balaam : " Tu n' iras pas avec eux. Tu ne maudiras pas ce peuple, car il est béni. "