<-
->

Nom / Fan 22:13 And Balaam rose up in the morning, and said unto the princes of Balak, Get you into your land: for the Lord refuseth to give me leave to go with you. Dia nifoha maraina koa Balama, ka nanao tamin' ireo andriandahin' i Balaka hoe: Andeha mody any amin' ny taninareo; fa tsy avelan' i Jehovah handeha hiaraka aminareo aho. Nony nifoha Balaama, ny maraina, dia nilaza tamin' ireo andriandahin' i Balàka hoe: Mandehana any amin' ny taninareo, fa lavin' ny Tompo ka tsy avelany handeha miaraka aminareo aho. Au matin, Balaam se leva et dit aux princes envoyés par Balaq : " Partez pour votre pays, car Yahvé refuse de me laisser aller avec vous. "