<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 22:18 | And |
Fa namaly Balama ka nanao tamin' ny mpanompon' i Balaka hoe: Na dia homen' i Balaka volafotsy sy volemana eran' ny tranony aza aho, dia tsy mahazo manoatra ny tenin' i Jehovah Andriamanitro aho, na handatsaka, na hampihoatra. | Dia namaly Balaama, ka nanao tamin' ny mpanompon' i Balàka hoe: Na homen' i Balàka volafotsy sy volamena eran' ny tranony aza aho, dia tsy mahazo mandika ny tenin' ny Tompo Andriamanitro aho, ka hanao zavatra na kely na lehibe. |