<-
->

Nom / Fan 22:20 And God came unto Balaam at night, and said unto him, If the men come to call thee, rise up, and go with them; but yet the word which I shall say unto thee, that shalt thou do. Ary nony alina dia nankao amin' i Balama Andriamanitra ka nanao taminy hoe: Raha haka anao no nahatongavan' ireo olona ireo, dia miaingà ka mandehana ihany miaraka aminy; kanefa ny teny izay holazaiko aminao ihany no hataonao. Nony alina dia tonga tamin' i Balaama Andriamanitra ka nanao taminy hoe: Raha tonga hiantso anao ireo olona ireo, dia mitsangàna, ka mandehana miaraka aminy, nefa izay holazaiko aminao ihany no hataonao. Dieu vint à Balaam pendant la nuit et lui dit : " Ces gens ne sont-ils pas venus t' appeler ? Lève-toi, pars avec eux. Mais tu ne feras que ce que je te dirai. "