<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 22:25 | And when the ass saw the angel of the |
Ary ny boriky nahita Ilay Anjelin' i Jehovah, dia niampify teo amin' ny fefy ka nanery ny tongotr' i Balama tamin' ny fefy; dia nikapoka azy indray izy. | Nony nahita ilay anjelin' ny Tompo ilay ampondra dia nitampisaka manaraka ny rindrina, ka voatery tamin' ny rindrina ny tongotr' i Balaama, dia nikapoka azy indray izy. | L'ânesse vit l' Ange de |