<-
->

Nom / Fan 22:29 And Balaam said unto the ass, Because thou hast mocked me: I would there were a sword in mine hand, for now would I kill thee. Dia hoy Balama tamin' ny boriky: Satria namazivazy ahy ianao; enga anie ka misy sabatra etý an-tanako, dia matiko mihitsy ianao ankehitriny. Dia hoy ny navalin' i Balaama tamin' ny ampondra: Satria namazivazy ahy hianao, ka raha nisy sabatra tety an-tànako dia matiko ankehitriny izao ihany hianao. Balaam répondit à l'ânesse : " C' est que tu t' es moquée de moi ! Si j' avais eu à la main une épée, je t' aurais déjà tuée. "