<-
->

Nom / Fan 22:3 And Moab was sore afraid of the people, because they were many: and Moab was distressed because of the children of Israel. Dia raiki-tahotra indrindra ny Moabita noho ny hamaroan' ny olona; ary nangorohoro ny Moabita noho ny Zanak' Isiraely. ary tsiravina indrindra Moaba teo anatrehan' ity vahoaka ity, fa maro be; nangorohoro fatratra izy teo anatrehan' ny zanak' Israely. Moab fut pris de panique devant ce peuple, car il était fort nombreux. Moab eut peur des Israélites ;