<-
->

Nom / Fan 22:34 And Balaam said unto the angel of the Lord, I have sinned; for I knew not that thou stoodest in the way against me: now therefore, if it displease thee, I will get me back again. Dia hoy Balama tamin' Ilay Anjelin' i Jehovah: Efa nanota aho; fa tsy fantatro fa Hianao no nijanona nisakana ahy teo an-dalana; koa ankehitriny, raha tsy sitrakao izany, dia hiverina aho. Ary hoy Balaama tamin' ny anjelin' ny Tompo: Efa nanota aho, fa tsy fantatro hoe teo anoloako hianao, ary ankehitriny raha tsy sitrakao izao, dia hody aho. Balaam répondit à l' Ange de Yahvé : " J' ai péché. C' est que j' ignorais que tu étais posté devant moi sur la route. Et maintenant, si cela te déplaît, je m' en retourne. "