<-
->

Nom / Fan 22:35 And the angel of the Lord said unto Balaam, Go with the men: but only the word that I shall speak unto thee, that thou shalt speak. So Balaam went with the princes of Balak. Fa hoy Ilay Anjelin' i Jehovah tamin' i Balama: Mandehana ihany miaraka amin' ireo lehilahy ireo, kanefa ny teny izay holazaiko aminao ihany no holazainao. Dia nandeha Balama niaraka tamin' ireo andriandahin' i Balaka. Hoy ny anjelin' ny Tompo tamin' i Balaama: Mandehana ihany miaraka amin' ireo lehilahy ireo, nefa aza milaza zavatra hafa afa-tsy izay holazaiko aminao. Dia nandeha Balaama, niaraka tamin' ny andriandahin' i Balàka. L' Ange de Yahvé répondit à Balaam : " Va avec ces hommes. Seulement, ne dis rien de plus que ce que je te ferai dire. " Balaam s' en alla avec les princes envoyés par Balaq.