<-
->

Nom / Fan 22:36 And when Balak heard that Balaam was come, he went out to meet him unto a city of Moab, which is in the border of Arnon, which is in the utmost coast. Ary nony ren' i Balaka fa tonga Balama, dia nivoaka izy mba hitsena azy teo amin' ny Tanànan' i Moaba, teo amin' ny fari-tanin' i Arnona, izay eo amin' ny sisin' ny fari-tany. Nony ren' i Balàka fa tamy Balaama, dia nivoaka izy hitsena azy hatrany amin' ny tanàna Moaba eo amin' ny faritr' i Arnòna, any amin' ny sisin-tany indrindra. Hoy Balàka tamin' i Balaama: Balaq apprit que Balaam arrivait et il partit à sa rencontre, dans la direction d' Ar Moab, sur la frontière de l' Arnon, à l' extrémité du territoire.