<-
->

Nom / Fan 22:37 And Balak said unto Balaam, Did I not earnestly send unto thee to call thee? wherefore camest thou not unto me? am I not able indeed to promote thee to honour? Ary hoy Balaka tamin' i Balama: Tsy naniraka dia naniraka tany aminao va aho nampaka anao;? Ka nahoana no tsy nankaty amiko ianao? tsy haiko tokoa va ny hanome voninahitra anao? Moa tsy efa naniraka tany aminao va aho, nampaka anao? Nahoana no dia tsy nankaty amiko hianao? Sa dia tsy hahay manome voninahitra anao marina tokoa aho? Balaq dit à Balaam : " Ne t' avais-je pas envoyé des messagers pour t' appeler ? Pourquoi n' es-tu pas venu vers moi ? Vraiment, n'étais-je pas en mesure de t' honorer ? "