<-
->

Nom / Fan 22:38 And Balaam said unto Balak, Lo, I am come unto thee: have I now any power at all to say any thing? the word that God putteth in my mouth, that shall I speak. Dia hoy Balama tamin' i Balaka: Inty aho tonga eto aminao ankehitriny; kanefa mahazo milaza teny akory va aho? ny teny izay hataon' Andriamanitra ao am-bavako, dia izany no holazaiko. Hoy Balaama tamin' i Balàka: Indro aho mankaty aminao; fa ankehitriny moa ho afa-milaza na inona na inona va aho? Ny teny hataon' Andriamanitra ao am-bavako no holazaiko. Balaam répondit à Balaq : " Me voici arrivé près de toi. Pourrai-je maintenant dire quelque chose ? La parole que Dieu me mettra dans la bouche, je la dirai. "