<-
->

Nom / Fan 22:40 And Balak offered oxen and sheep, and sent to Balaam, and to the princes that were with him. Ary Balaka namono omby sy ondry aman' osy hatao fanatitra ka nampanatitra ho an' i Balama sy ny andriandahy izay teo aminy. Namono omby aman' ondry hatao sorona Balàka, ka nampanateriny ho an' i Balaama sy ireo andriandahy teo aminy izany. Balaq immola du gros et du petit bétail, et il en présenta les morceaux à Balaam et aux princes qui l' accompagnaient.