<-
->

Nom / Fan 22:8 And he said unto them, Lodge here this night, and I will bring you word again, as the Lord shall speak unto me: and the princes of Moab abode with Balaam. Ary hoy Balama taminy: Mandria atý anio alina, dia hamaly ny teninareo aho, araka izay holazain' i Jehovah amiko. Dia nitoetra tao amin' i Balama ireo andrian-dahin' i Moaba. ary hoy Balaama taminy: Mandria aty anio alina, fa homeko valiny, araka izay hambaran' ny Tompo amiko hianareo. Dia tafajanona tao amin' i Balaama ireo andriandahin' i Moaba. Il leur dit : " Passez ici la nuit, et je vous répondrai selon ce que m' aura dit Yahvé. " Les princes de Moab restèrent chez Balaam.