<-
->

Nom / Fan 23:11 And Balak said unto Balaam, What hast thou done unto me? I took thee to curse mine enemies, and, behold, thou hast blessed them altogether. Dia hoy Balaka tamin' i Balama: Ahoana izao nataonao tamiko izao? Hanozona ny fahavaloko no nangalako anao, kanjo nitso-drano dia nitso-drano azy kosa ianao. Dia hoy Balàka tamin' i Balaama: Fa inona ity nataonao tamiko, no hanozona ny fahalavoko no nangalako anao, kanjo vao mainka mitso-drano ihany no ataonao? Balaq dit à Balaam : " Que m' as-tu fait ! Je t' avais pris pour maudire mes ennemis et tu prononces sur eux des bénédictions ! "