<-
->

Nom / Fan 23:17 And when he came to him, behold, he stood by his burnt offering, and the princes of Moab with him. And Balak said unto him, What hath the Lord spoken? Ary nony tonga tany aminy izy, dia, indreo, teo anilan' ny fanatitra dorany izy sy ireo andriandahin' i Moaba izay teo aminy. Dia hoy Balaka taminy: Ahoana no nolazain' i Jehovah? Niverina tany amin' i Balàka izy, ary indro nitoetra teo anilan' ny sorona dorany izy mbamin' ny andriandahin' i Moaba. Dia hoy Balàka taminy: Inona no nolazain' ny Tompo? Il retourna donc auprès de Balaq ; il le trouva toujours debout près de ses holocaustes, avec tous les princes de Moab. " Qu' a dit Yahvé ? " lui demanda Balaq.