<-
->

Nom / Fan 23:18 And he took up his parable, and said, Rise up, Balak, and hear; hearken unto me, thou son of Zippor: Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Mitsangàna,, ry Balaka, ka mandrenesa; Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak' i Zipora; Ary Balaama nilaza ny laha-teniny ka nanao hoe: Mitsangàna, ry Balàka, ka mihainoa, Mampandria sofina, ry zanak' i Sefora: Et Balaam prononça son poème :" Lève-toi, Balaq, et écoute, prête-moi l' oreille, fils de Çippor.