<-
->

Nom / Fan 23:2 And Balak did as Balaam had spoken; and Balak and Balaam offered on every altar a bullock and a ram. Dia narahin' i Balaka izay efa nolazain' i Balama; ary Balaka sy Balama nanatitra vantotr' ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin' ny isan' alitara. Nataon' i Balàka izay nolazain' i Balaama, ary samy nanateran' i Balàka sy Balaama vantotr' ombalahy iray sy ondralahy iray avy teo ambonin' ny otely. Balaq fit comme avait dit Balaam et offrit en holocauste un taureau et un bélier sur chaque autel.