<-
->

Nom / Fan 23:26 But Balaam answered and said unto Balak, Told not I thee, saying, All that the Lord speaketh, that I must do? Fa namaly kosa Balama ka nanao tamin' i Balaka hoe; Tsy efa nilaza taminao va aho ka nanao hoe: Izay rehetra holazain' i Jehovah, izany no hataoko? Fa hoy ny navalin' i Balaama an' i Balàka nanao hoe: Moa tsy efa niteny taminao va aho nanao hoe: izay holazain' ny Tompo hataoko avokoa? Balaam répondit à Balaq : " Ne t' avais-je pas dit : Tout ce que Yahvé dira, je le ferai ? "