<-
->

Nom / Fan 23:27 And Balak said unto Balaam, Come, I pray thee, I will bring thee unto another place; peradventure it will please God that thou mayest curse me them from thence. Dia hoy Balaka tamin' i Balama: Andeha ho entiko any amin' izay tany hafa ianao; angamba ho sitrak' Andriamanitra ny hanozonanao azy any ho ahy. Hoy Balàka tamin' i Balaama: Andeha àry hianao hoentiko any amin' ny toeran-kafa, fa angamba ho sitrak' Andriamanitra ny hanozonanao azy any. Balaq dit à Balaam : " Viens donc, que je t' emmène ailleurs. Et là, peut-être Dieu trouvera bon de le maudire. "