<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 23:29 | And |
Dia hoy Balama tamin' i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy, ka manamboara vantotr' ombilahy fito sy ondrilahy fito. | Ary hoy Balaama tamin' i Balàka: Anangano otely fito eto aho, ary manomàna eto ombalahy fito sy ondralahy fito koa. |