<-
->

Nom / Fan 23:3 And Balaam said unto Balak, Stand by thy burnt offering, and I will go: peradventure the Lord will come to meet me: and whatsoever he sheweth me I will tell thee. And he went to an high place. Dia hoy Balama tamin' i Balaka: Mitoera eto anilan' ny fanatitra doranao, fa izaho kosa handeha; angamba ho avy hihaona amiko Jehovah; ary izay hasehony amiko dia hambarako aminao. Ary lasa nankany amin' ny tendrombohitra anankiray mangadihady izy. Hoy Balaama tamin' i Balàka: Mitoera hianao eo anilan' ny sorona dorana, fa izaho kosa hihataka; angamba ho avy hihaona amiko Iaveh, ary na inona na inona hasehony amiko, dia holazaiko anao. Dia lasa izy nankany amin' ny havoana anankiray mangadihady. Balaam dit alors à Balaq : " Tiens-toi debout près de tes holocaustes tandis que j' irai. Peut-être Yahvé fera-t-il que je le rencontre ? Ce qu' il me fera voir, je te le révélerai. " Et il s' en alla sur une colline dénudée.