<-
->

Nom / Fan 24:12 And Balaam said unto Balak, Spake I not also to thy messengers which thou sentest unto me, saying, Dia hoy Balama tamin' i Balaka: Moa tsy efa nilaza tamin' ny irakao izay nirahinao tamiko va aho ka nanao hoe: Hoy ny navalin' i Balaama an' i Balàka: Tsy efa voalazako tamin' ny iraka nalefanao tany amiko va, fa hoe: Balaam répondit à Balaq : " N' avais-je pas dit déjà à tes messagers :