<-
->

Nom / Fan 24:13 If Balak would give me his house full of silver and gold, I cannot go beyond the commandment of the Lord, to do either good or bad of mine own mind; but what the Lord saith, that will I speak? Na dia homen' i Balaka volafotsy sy volamena eran' ny tranony aza aho, dia tsy mahazo manoatra ny didin' i Jehovah, na hanao soa, na hanao ratsy, avy amin' ny saiko; izay holazain' i Jehovah ihany no holazaiko? Na dia homen' i Balàka volafotsy sy volamena eran' ny tranony aza aho, dia tsy hahazo mandika ny tenin' ny Tompo, ka hanao na inona na inona, na soa na ratsy amin' ny nahim-poko, fa izay holazain' ny Tompo ihany no holazaiko. "Quand Balaq me donnerait plein sa maison d' argent et d' or, je ne pourrais transgresser l' ordre de Yahvé et faire de moi-même ni bien ni mal ; ce que Yahvé dira, c' est ce que je dirai" ?