<-
->

Nom / Fan 24:17 I shall see him, but not now: I shall behold him, but not nigh: there shall come a Star out of Jacob, and a Sceptre shall rise out of Israel, and shall smite the corners of Moab, and destroy all the children of Sheth. Hitako Izy, nefa tsy ankehitriny; tazako Izy, nefa tsy akaiky; misy kintana miseho avy amin' i Jakoba sy tehim-panjakana miposaka avy amin' Isiraely ka mandrava ny sisin-tanin' i Moaba Ary mandringana ny mpitabataba rehetra. Hitako izy, fa tsy toy ny ankehitriny, Tazako izy fa tsy mba akaiky. Misy kintana iray miposaka avy amin' i Jakoba, Tehim-panjakana iray mitsangana avy amin' Israely. Mandrava an' i Moaba eo an-daniny roa izy, Ary mandringana ny zanaky ny fitabatabana rehetra. Je le vois - mais non pour maintenant, je l' aperçois - mais non de près :Un astre issu de Jacob devient chef, un sceptre se lève, issu d' Israël. Il frappe les tempes de Moab et le crâne de tous les fils de Seth.