<-
->

Nom / Fan 24:19 Out of Jacob shall come he that shall have dominion, and shall destroy him that remaineth of the city. Ary avy amin' i Jakoba no isehoan' Izay hanapaka ka handringana izay sisa avy ao an-tanàna. Misy mpanapaka avy amin' i Jakoba, Ka haringany eny an-tanàna ny sisa tavela. Jacob domine sur ses ennemis et fait périr les rescapés d' Ar. "