<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 25:11 | Finehasa, zanak' i Eleazara, zanak' i Arona mpisorona, nampiala ny fahatezerako tamin' ny Zanak' Isiraely, raha firehitra noho ny fitiavany Ahy izy; ka dia tsy nataoko lany ringana ny Zanak' Isiraely tamin' ny firehetan' ny fahatezerako. | Finea, zanak' i Eleazara, zanak' i Aarona, mpisorona, no nampiala ny hatezerako tamin' ny zanak' Israely, satria noho izy nazoto nitandro ny voninahitro teo afovoan' izy ireo, dia tsy nandringana ny zanak' Israely aho tamin' ny fahazotoako hitandro ny voninahitro. | " |