<-
->

Nom / Fan 25:14 Now the name of the Israelite that was slain, even that was slain with the Midianitish woman, was Zimri, the son of Salu, a prince of a chief house among the Simeonites. Ary ny anaran' ilay lehilahy Isiraelita novonoina, izay niaraka novonoina tamin-dravehivavy Midianita, dia Zimry, zanak i Salo, lohan' ny fianakaviana tamin' ny Simeonita. Zamarì no anaran' ilay lehilahy Israelita, niara-novonoina tamin-dravehivavy Madianita; zanak' i Salò izy, sady filoham-pianakaviana tamin' ny Simeonita. L' Israélite frappé il avait été frappé avec la Madianite se nommait Zimri, fils de Salu, prince d' une famille de Siméon.