<-
->

Nom / Fan 25:15 And the name of the Midianitish woman that was slain was Cozbi, the daughter of Zur; he was head over a people, and of a chief house in Midian. Ary ny anaran' ny vehivavy Midianita izay novonoina dia Kosby, zanak' i Zora, lohan' ny fianakaviana tamin' ny Midianita. Ary Kozbì no anaran' ilay vehivavy Madianita novonoina, zanak' i Sora, filoham-poko, amin' ny fokom-pianakaviana, any Madiana izy. La femme, la Madianite qui avait été frappée, se nommait Kozbi, fille de Çur, qui était chef d' un clan, d' une famille, en Madiân.