<-
->

Nom / Fan 25:6 And, behold, one of the children of Israel came and brought unto his brethren a Midianitish woman in the sight of Moses, and in the sight of all the congregation of the children of Israel, who were weeping before the door of the tabernacle of the congregation. Ary, indro, avy ny anankiray tamin' ny Zanak' Isiraely nitondra vehivavy Midianita teo amin' ny rahalahiny, teo imason' i Mosesy sy ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, izay nitomany teo amin' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana. Ary inty nisy lehilahy anankiray amin' ny zanak' Israely tamy mitari-behivavy Madianita anankiray nankeo amin' ny rahalahiny, teo imason' i Moizy sy ny fiangonana' ny zanak' Israely rehetra, izay nitomany teo amin' ny varavaran' ny trano lay fihaonana. Survint un homme des Israélites, amenant auprès de ses frères cette Madianite, sous les yeux mêmes de Moïse et de toute la communauté des Israélites pleurant à l' entrée de la Tente du Rendez-vous.