<-
->

Nom / Fan 26:29 Of the sons of Manasseh: of Machir, the family of the Machirites: and Machir begat Gilead: of Gilead come the family of the Gileadites. Ny taranak' i Manase dia izao: avy tamin' i Makira ny fokon' ny Makirita; ary Makira niteraka an' i Gileada; avy tamin' i Gileada ny fokon' ny Gileadita. Zanak' i Manase: ny fokon' ny Makirita, avy tamin' i Makira; ary Makira niteraka an' i Galaada; ny fokon' ny Galaadita avy tamin' i Galaada. Les fils de Manassé : pour Makir, le clan Makirite ; et Makir engendra Galaad : pour Galaad, le clan Galaadite.