<-
->

Nom / Fan 26:57 And these are they that were numbered of the Levites after their families: of Gershon, the family of the Gershonites: of Kohath, the family of the Kohathites: of Merari, the family of the Merarites. Ary izao no voalamina tamin' ny taranak' i Levy, araka ny fokony: avy tamin' i Gersona ny fokon' ny Gersonita; avy tamin' i Kehata ny fokon' ny Kehatita; avy tamin' i Merary ny fokon' ny Merarita. Izao kosa no voaisa tamin' ny Levita araka ny fokony avy: ny fokon' ny Gersonita avy tamin' i Gersona; ny fokon' ny Kaatita avy tamin' i Kaata; ny fokon' ny Merarita avy tamin' i Merarì. Voici, par clans, les Lévites recensés : pour Gershôn, le clan Gershonite ; pour Qehat, le clan Qehatite ; pour Merari, le clan Merarite.