<-
->

Nom / Fan 26:62 And those that were numbered of them were twenty and three thousand, all males from a month old and upward: for they were not numbered among the children of Israel, because there was no inheritance given them among the children of Israel. Ary izay voalamina taminy dia telo arivo amby roa alina, dia ny lahy rehetra hatramin' ny iray volana no ho miakatra; fa tsy niaraka nalamina tamin' ny Zanak' Isiraely izy, satria tsy mba nomena zara-tany teo amin' ny Zanak' Isiraely. Ny lahy rehetra hatramin' ny iray volana no ho miakatra voaisa tamin' izy ireo dia telo arivo sy roa alina. Fa tsy mba anatin' ny voaisa tamin' ny zanak' Israely izy ireo, satria tsy mba nomena zaratany teo afovoan' ny zanak' Israely. Il y eut en tout vingt-trois mille mâles recensés, d' un mois et au-dessus. Car ils n' avaient pas été recensés avec les Israélites, n' ayant pas reçu d' héritage au milieu d' eux.