<-
->

Nom / Fan 26:64 But among these there was not a man of them whom Moses and Aaron the priest numbered, when they numbered the children of Israel in the wilderness of Sinai. Ary tamin' ireo dia tsy nisy olona avy tamin' izay efa voalamin' i Mosesy sy Arona mpisorona tamin' izy nandamina ny Zanak' Isiraely tany an-efitr' i Sinay. Tamin' izy ireo, dia tsy nisy na dia iray aza anisan' ny zanak' Israely, izay efa nisain' i Moizy sy Aarona mpisorona tany an' efitra Sinaia. Aucun d' eux n'était de ceux que Moïse et Aaron le prêtre avaient recensés, en dénombrant les Israélites dans le désert du Sinaï ;