<-
->

Nom / Fan 26:9 And the sons of Eliab; Nemuel, and Dathan, and Abiram. This is that Dathan and Abiram, which were famous in the congregation, who strove against Moses and against Aaron in the company of Korah, when they strove against the Lord: Ary ny zanak' i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olom-boafidin' ny fiangonana, izay nila ady tamin' i Mosesy sy Arona, teo amin' ny antokon' i Kora, raha nila ady tamin' i Jehovah izy, Zanak' i Eliaba dia Namoela sy Datàna ary Abirona. Ireo ilay Datàna sy Abirona, isan' ny mpanolo-tsaina, nikomy tamin' i Moizy sy Aarona tanatin' ny tarik' i Kore, fony izy nikomy tamin' ny Tompo, Les fils d'Éliab : Nemuel, Datân et Abiram. Ce sont Datân et Abiram, hommes considérés dans la communauté, qui se soulevèrent contre Moïse et Aaron ; ils étaient de la bande de Coré quand elle se souleva contre Yahvé.