<-
->

Nom / Fan 27:12 And the Lord said unto Moses, Get thee up into this mount Abarim, and see the land which I have given unto the children of Israel. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Miakara amin' ity tendrombohitra Abarima ity, ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak' Isiraely. Hoy Iaveh tamin' i Moizy: Miakara amin' io tendrombohitra Abarima io, ka tazano ny tany omeko ny zanak' Israely. Yahvé dit à Moïse : " Monte sur cette montagne de la chaîne des Abarim, et regarde le pays que j' ai donné aux Israélites.